The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 21 › Bokin'ny Eksodosy 21:33

Bokin'ny Eksodosy 21:33

Ary raha misy olona manokatra lavaka, na raha misy olona mihady lavaka, ka tsy rakofany, ary misy omby na boriky latsaka ao,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And if a man shall open a pit, or if a man shall dig a pit, and not cover it, and an ox or an ass fall therein;

In Context

32Raha manoto andevolahy na andevovavy izy, dia homena sekely volafotsy telo-polo ny tompon’ andevo, ary ny omby hotoraham-bato.

34dia hanonitra azy ny tompon-davaka, ka vola no haloany ho an’ ny tompony; ary ny maty dia ho azy.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 21

Cross References

Psalms 9:15Mba holazaiko avokoa ny fideràna Anao rehetra; eo am-bavahadin’ i Ziona zanakavavy no hifaliako amin’ ny famonjenao.

Proverbs 28:10Izay mampivily ny mahitsy ho amin’ ny lalan-dratsy Dia ho lavo amin’ ny lavaka nataony; Fa ny tsy misy tsiny no handova ny soa.

Jeremiah 18:20Ratsy va no havaly ny soa? Fa efa nihady lavaka hamandrihana ahy ireo. Tsarovy ny nitsanganako teo anatrehanao nitaraina ho azy hampiala ny fahatezeranao aminy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 21:33

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 21:32Bokin'ny Eksodosy 21Bokin'ny Eksodosy 21:34 →