Exodus 21:34
dia hanonitra azy ny tompon-davaka, ka vola no haloany ho an’ ny tompony; ary ny maty dia ho azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Cross References
Exodus 21:29Fa raha omby efa zatra nanoto hatramin’ ny teo aloha iny, sady efa nambara tamin’ ny tompony izany, nefa izy no tsy niaro azy, koa nahafaty lehilahy na vehivavy ny omby, dia hotoraham-bato ny omby, ary ny tompony koa hovonoina.
Exodus 22:6Raha misy olona mampitahiry vola na fanaka ny namany, ka angalarin’ ny sasany ao amin’ ny tranon’ ilay olona izany, raha hita ny mpangalatra, dia hanonitra roa heny izy.
2 Samuel 12:6ary ilay zanak’ ondry vavy tsy maintsy honerany efatra heny noho ny nanaovany izany zavatra izany sy noho ny tsy namindrany fo.
Ezekiel 33:15ka mamerina ny natao tsatòka sady mampody izay nangalariny ary mandeha araka ny didy mahavelona ka tsy manao meloka, dia ho velona tokoa izy, fa tsy ho faty.