bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 21 › Bokin'ny Eksodosy 21:36
Bokin'ny Eksodosy 21:36
Kanefa raha fantatra fa omby zatra nanoto hatramin’ ny teo aloha iny, koa tsy niaro azy ny tompony, dia hanonitra omby ho solon’ ny omby tokoa izy; ary ny maty dia ho azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Or if it be known that the ox hath used to push in time past, and his owner hath not kept him in; he shall surely pay ox for ox; and the dead shall be his own.
In Context
35Ary raha misy ombin’ olona mandratra ny ombin’ ny namany ka mahafaty azy, dia hamidiny ny omby velona, ka hozarainy ny vola vidiny; ary ny maty koa hozarainy.
37Raha misy olona mangalatra omby, na ondry, na osy, ka mamono azy, na mivarotra azy, dia hanonitra omby dimy ho solon’ ny omby iray izy ary ondry na osy efatra ho solon’ ny ondry na osy iray.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 21
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 21:36