The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 21 › Bokin'ny Eksodosy 21:35

Bokin'ny Eksodosy 21:35

Ary raha misy ombin’ olona mandratra ny ombin’ ny namany ka mahafaty azy, dia hamidiny ny omby velona, ka hozarainy ny vola vidiny; ary ny maty koa hozarainy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And if one man’s ox hurt another’s, that he die; then they shall sell the live ox, and divide the money of it; and the dead ox also they shall divide.

In Context

34dia hanonitra azy ny tompon-davaka, ka vola no haloany ho an’ ny tompony; ary ny maty dia ho azy.

36Kanefa raha fantatra fa omby zatra nanoto hatramin’ ny teo aloha iny, koa tsy niaro azy ny tompony, dia hanonitra omby ho solon’ ny omby tokoa izy; ary ny maty dia ho azy.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 21

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 21:35

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 21:34Bokin'ny Eksodosy 21Bokin'ny Eksodosy 21:36 →