The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 21 › Bokin'ny Eksodosy 21:7

Bokin'ny Eksodosy 21:7

Ary raha misy mivaro-janakavavy ho vaditsindranon’ olona, dia tsy mba ho tahaka ny fialan’ ny andevolahy ho afaka no fialany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And if a man sell his daughter to be a maidservant, she shall not go out as the menservants do.

In Context

6dia ho entin’ ny tompony ho eo anatrehan’ Andriamanitra izy, ary dia ho entiny ho eo amin’ ny varavarana, na ho eo amin’ ny tolam-baravarana, ka hotevehin’ ny tompony amin’ ny haolo ny sofiny; dia hanompo azy mandrakizay izy.

8Fa raha tsy ankasitrahan’ ny tompony, izay nikasa hanambady azy, ravehivavy, dia havelany havotana ihany izy; tsy hahazo mivarotra azy ho any amin’ ny firenena hafa izy, satria efa namitaka azy.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 21

Cross References

Exodus 21:2Raha mividy andevo Hebreo ianao, dia enin-taona no hanompoany, ary amin’ ny taona fahafito dia hiala ho afaka fotsiny izy.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 21:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 21:6Bokin'ny Eksodosy 21Bokin'ny Eksodosy 21:8 →