Bokin'ny Eksodosy 25:13
Ary manaova bao hazo akasia, ka petaho takela-bolamena.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And thou shalt make staves of shittim wood, and overlay them with gold.
In Context
14Ary ampidiro ny bao ho eo amin’ ny vava volamena, izay eo amin’ ny lafin’ ny fiara, hilanjana azy.
Read all of Bokin'ny Eksodosy 25
Cross References
Exodus 25:28Ary hazo akasia no anaovy ny bao, ka petaho takela-bolamena; ary amin’ ireo no hilanjana ny latabatra.
Exodus 30:5Ary hazo akasia no anaovy ny bao, ka petaho takela-bolamena.
Exodus 40:20Dia nalainy ny Vavolombelona ka napetrany tao anatin’ ny fiara, ary ny bao dia nataony teo amin’ ny fiara, ary ny rakotra fanaovam-panavotana dia napetrany teo ambonin’ ny fiara.
Numbers 4:8Dia hovelarany lamba jaky eo amboniny izy, ka hosaronany amin’ ny sarona hodi-takasy izany; dia hataony eo aminy ny baony.
Numbers 4:14Ary hapetrany eo amboniny avokoa ny fanaka rehetra momba azy, izay fanaovana fanompoan-pivavahana eo, dia ny fitondran’ afony sy ny fitrebiny sy ny sotron’ afony ary ny loviany famafazana, dia ny fanaka rehetra momba ny alitara; ary hovelarany sarona hodi-takasy eo amboniny izy, dia hataony eo aminy ny baony.