The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 39 › Bokin'ny Eksodosy 39:34

Bokin'ny Eksodosy 39:34

ary ny firakotra hoditr’ ondrilahy efa nomenaina sy ny sarona hodi-takasy, ary ny efitra lamba fanakonana,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the covering of rams’ skins dyed red, and the covering of badgers’ skins, and the vail of the covering,

In Context

33Dia nentiny teo amin’ i Mosesy ny tabernakely; dia ny lay sy ny fanaka rehetra nomba azy, ary ny farangony sy ny zana-kazony ary ny barany sy ny andriny ary ny faladiany,

35ary ny fiaran’ ny Vavolombelona sy ny baony ary ny rakotra fanaovam-panavotana,

Read all of Bokin'ny Eksodosy 39

Cross References

Exodus 26:14Ary manaova koa rakotry ny lay amin’ ny hoditr’ ondrilahy efa nomenaina, ary manaova sarony hodi-takasy ho eo amboniny.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 39:34

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 39:33Bokin'ny Eksodosy 39Bokin'ny Eksodosy 39:35 →