Exodus 39:35
ary ny fiaran’ ny Vavolombelona sy ny baony ary ny rakotra fanaovam-panavotana,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The ark of the testimony, and the staves thereof, and the mercy seat,
In Context
36ary ny latabatra sy ny fanaka rehetra momba azy ary ny mofo aseho,
Cross References
Hebrews 9:5ary teo ambonin’ io koa ny kerobima nisy ny voninahitra, izay nanaloka ny rakotra fanaovam-panavotana,― tsy azonay lazaina tsirairay ireo ankehitriny.