bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 39 › Bokin'ny Eksodosy 39:9
Bokin'ny Eksodosy 39:9
Ary efa-joro miforitra roa no nanaovany ny saron-tratra, ary irain-jehy avy ny lafiny efatra, sady niforitra roa izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
It was foursquare; they made the breastplate double: a span was the length thereof, and a span the breadth thereof, being doubled.
In Context
8Ary nanao ny saron-tratra tamin’ ny asan’ ny mpanenona mahay izy, tahaka ny nanaovana ny efoda, dia volamena sy manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika voahasina.
10Ary nasiany vato nalatsaka an-tranontranony izy, dia vato efatra an-dalana: ny an-dalana voalohany dia karnelia sy topaza ary emeralda;
Read all of Bokin'ny Eksodosy 39
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Eksodosy 39:9