The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Eksodosy › Bokin'ny Eksodosy 6 › Bokin'ny Eksodosy 6:21

Bokin'ny Eksodosy 6:21

Ary ny zanakalahin’ i Jizara dia Kora sy Nafega ary Zikry.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And the sons of Izhar; Korah, and Nepheg, and Zichri.

In Context

20Ary Amrama naka an’ i Jokebeda anabavin-drainy ho vadiny, dia niteraka an’ i Arona sy Mosesy taminy izy; ary ny andro niainan’ i Amrama dia fito amby telo-polo amby zato taona.

22Ary ny zanakalahin’ i Oziela dia Misaela sy Elzafana ary Sitry.

Read all of Bokin'ny Eksodosy 6

Cross References

Numbers 16:1Ary Kora, zanak’ i Jizara, zanak’ i Kehata, zanak’ i Levy, ary Datana sy Abìrama, zanak’ i Eliaba, sy Ona, zanak’ i Peleta, izay samy taranak’ i Robena, dia nandrendri-bahoaka,

Numbers 26:10ary nisokatra ny tany ka nitelina azy mbamin’ i Kora, tamin’ ny nahafatesan’ izany antokony izany, ary levon’ ny afo koa ny dimam-polo amby roan-jato lahy ka tonga fananarana.

1 Chronicles 6:37Meraiota no zanakalahin’ i Zerahia, Amaria no zanakalahin’ i Meraiota, Ahitoba no zanakalahin’ i Amaria,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Eksodosy 6:21

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Eksodosy 6:20Bokin'ny Eksodosy 6Bokin'ny Eksodosy 6:22 →