Bokin'i Ezekiela 1:7
Ary mahitsy ny tongony; ary ny faladiany dia tahaka ny faladian’ ny ombilahy kely; ary mamirapiratra toy ny volon’ ny varahina manganohano izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
6Ary samy nanana tarehy efatra sy elatra efatra avy izy.
Read all of Bokin'i Ezekiela 1
Cross References
Leviticus 11:3Izay biby rehetra mivaky kitro, ka misaraka tsara ny kitrony, sady mandinika izy, no ho fihinanareo.
Psalms 104:4Ary manao ny rivotra ho irany Sy ny lelafo ho mpanompony.
Daniel 10:6tahaka ny krysolita ny tenany, ary tahaka ny helatra ny tarehiny, ary tahaka ny fanilo mirehitra ny masony, ary mivolom-barahina manganohano ny sandriny sy ny tongony; ary ny feony toy ny feon’ olona maro be;