Bokin'i Ezekiela 10:8
Ary nisy nitarehin-tànan’ olona niseho teo ambanin’ ny elatry ny kerobima.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And there appeared in the cherubims the form of a man’s hand under their wings.
In Context
Read all of Bokin'i Ezekiela 10
Cross References
Isaiah 6:6Dia nanidina nanatona ahy ny serafima anankiray nitondra vain’ afo teny an-tànany, izay nalainy tamin’ ny ny tandra avy teo amin’ ny alitara.
Ezekiel 10:21Samy nanana tarehy efatra avy izy, sady samy nanana elatra efatra avy koa; ary nisy nitarehin-tànan’ olona teo ambanin’ ny elany.