Bokin'i Ezekiela 10:7
Ary ny kerobima anankiray naninjitra ny tànany avy teo anelanelan’ ny kerobima, tamin’ ny afo Izay teo anelanelan’ ny kerobima, dia nangalany ka nataony teny amin’ ny tànan-droan’ ilay nitafy rongony fotsy; ary rehefa nandray izany ralehilahy, dia nivoaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
8Ary nisy nitarehin-tànan’ olona niseho teo ambanin’ ny elatry ny kerobima.
Read all of Bokin'i Ezekiela 10
Cross References
Ezekiel 1:13Ary tahaka ny vainafo mirehitra ny fijery ny zava-manan’ aina, dia tahaka ny fijery ny fanilo; nivoivoy teny anelanelan’ ny zava-manan’ aina ny afo; ary namirapiratra ny afo, sady nisy helatra nivoaka avy tao aminy.
Ezekiel 41:23Ary ny ati-trano lehibe sy ny fitoerana masìna dia nisy lela-varavarana roa.
Matthew 13:49Dia tahaka izany no hatao amin’ ny fahataperan’ izao tontolo izao; hivoaka ny anjely ka hanavaka ny ratsy fanahy hisaraka amin’ ny marina,