bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 11 › Bokin'i Ezekiela 11:11
Bokin'i Ezekiela 11:11
Ity tanàna ity tsy ho vilaninareo, ary ianareo tsy ho hena ato anatiny; fa any amin’ ny sisin-tanin’ ny Isiraely no hitsarako anareo
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
This city shall not be your caldron, neither shall ye be the flesh in the midst thereof; but I will judge you in the border of Israel:
In Context
10Ho lavon’ ny sabatra ianareo; any amin’ ny sisin-tanin’ ny Isiraely no hitsarako anareo, ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah.
12ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah, satria tsy nandeha araka ny lalàko ianareo na nanaraka ny fitsipiko, fa araka ny fitsipiky ny jentilisa izay manodidina anareo ihany no nataonareo.
Read all of Bokin'i Ezekiela 11
Cross References
Ezekiel 11:3dia izay manao hoe: Mbola lavitra ny hanaovana trano; ity tanàna ity no vilany, ary isika no hena;
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 11:11