Bokin'i Ezekiela 11:4
ka dia maminania hamely azy, eny, maminania, ry zanak’ olona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Therefore prophesy against them, prophesy, O son of man.
In Context
3dia izay manao hoe: Mbola lavitra ny hanaovana trano; ity tanàna ity no vilany, ary isika no hena;
Read all of Bokin'i Ezekiela 11
Cross References
Ezekiel 3:2Dia nosokafako ny vavako, ary nafahany ahy izany horonan-taratasy izany.
Ezekiel 3:17Ry zanak’ olona, efa nataoko mpitily ho an’ ny taranak’ Isiraely ianao; ka dia hohenoinao ny teny avy amin’ ny vavako, ary avy amiko no hananaranao azy.
Ezekiel 21:2Ry zanak’ olona, manatreha ny atsimo, ary mitenena manandrify ny atsimo, ka maminania ny amin’ ny hamelezana ny ala amin’ ny tany atsimo.
Hosea 6:5Ary noho izany ny mpaminany no nentiko nikapa azy, ny tenin’ ny vavako no nentiko namono azy; Ary ny fitsarana anao dia hiposaka toy ny mazava.