bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 20 › Bokin'i Ezekiela 20:2
Bokin'i Ezekiela 20:2
Dia tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then came the word of the LORD unto me, saying,
In Context
1Ary tamin’ ny andro fahafolo tamin’ ny volana fahadimy tamin’ ny taona fahafito dia nisy tonga ny loholon’ ny Isiraely mba hanontany amin’ i Jehovah, ka nipetraka teo anatrehako izy.
3Ry zanak’ olona, mitenena amin’ ireo loholon’ ny Isiraely, ka ataovy aminy hoe: Izao no lazain’ i Jehovah Tompo: Moa hanontany amiko va no ihavianareo? Raha velona koa Aho, hoy Jehovah Tompo, dia tsy hety hanontanianareo mihitsy Aho.
Read all of Bokin'i Ezekiela 20
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 20:2