Bokin'i Ezekiela 22:17
Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah anao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the word of the LORD came unto me, saying,
In Context
Read all of Bokin'i Ezekiela 22
Cross References
Amos 4:11Efa nisy noravako teo aminareo tahaka ny nandravan’ Andriamanitra an’ i Sodoma sy Gomora, ka efa tahaka ny forohana nosarihana tamin’ ny afo ianareo; Nefa tsy niverina tamiko ihany ianareo, hoy Jehovah.