The Bible Software
bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 27 › Bokin'i Ezekiela 27:19

Bokin'i Ezekiela 27:19

Vedana koa sy Javana avy any Ozala dia nitondra vy voatefy natakalo ny entanao; Kasia sy veromanitra no natakalony ny varotrao.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Dan also and Javan going to and fro occupied in thy fairs: bright iron, cassia, and calamus, were in thy market.

In Context

18Damaskosy no mpandranto nankany aminao noho ny habetsahan’ ny taozavatrao, dia ny haben’ ny harenao rehetra, ka nitondra divay avy any Helbona sy volon’ ondry fotsy izy.

20Dedana no mpandranto nankany aminao, nitondra lamba fanao lamban-tsoavaly.

Read all of Bokin'i Ezekiela 27

Cross References

Judges 18:29Ary ny anaran’ ny tanàna nataony hoe Dana, araka ny anaran’ i Dana rainy, izay naterak’ Isiraely; kanefa Laisy no anaran’ ny tanàna taloha.

Proverbs 7:17Efa norarahako zava-manitra ny fandriako, Dia miora sy hazomanitra ary havozo manitra.

Song of Solomon 4:14Eny, narda sy safrona, veromanitra sy havozomanitra sy ny hazo misy ny ditin-kazo mani-pofona rehetra. Miora sy hazo manitra Mbamin’ ny zava-manitra tsara rehetra;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Ezekiela 27:19

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Ezekiela 27:18Bokin'i Ezekiela 27Bokin'i Ezekiela 27:20 →