Bokin'i Ezekiela 28:6
Koa, indro, izao no lazain’ i Jehovah Tompo: Satria efa nataonao ho toy ny fon’ Andriamanitra ny fonao,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Therefore thus saith the Lord GOD; Because thou hast set thine heart as the heart of God;
In Context
Read all of Bokin'i Ezekiela 28
Cross References
Exodus 9:17Mbola mirehareha amin’ ny oloko ihany va ianao ka tsy handefa azy?
Job 40:9Manan-tsandry tahaka ny an’ Andriamanitra va ianao? Ary mahay mampikotrokotro-peo tahaka ny Azy va ianao?
1 Corinthians 10:22Mampahasaro-piaro ny Tompo va isika? Mahery noho Izy va isika?
James 1:11Fa miposaka ny masoandro mbamin’ ny hainandro mahamay, dia mampahalazo ny ahitra, ka mihintsana ny voniny, ary levona ny hatsaran-tarehiny; dia toy izany koa no fahalazon’ ny manan-karena amin’ ny alehany.