bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 33 › Bokin'i Ezekiela 33:1
Bokin'i Ezekiela 33:1
Ary tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Again the word of the LORD came unto me, saying,
In Context
2Ry zanak’ olona, mitenena amin’ ny zanaky ny firenenao, ka lazao aminy hoe: Raha mahatonga sabatra amin’ ny tany anankiray Aho, ary ny tompon-tany maka lehilahy anankiray ao aminy ka manendry azy ho mpitily,
Read all of Bokin'i Ezekiela 33
Cross References
Ezekiel 3:16Ary nony afaka ny hafitoana, dia tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 33:1