bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 33 › Bokin'i Ezekiela 33:23
Bokin'i Ezekiela 33:23
Dia tonga tamiko ny tenin’ i Jehovah nanao hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then the word of the LORD came unto me, saying,
In Context
22Dia efa tonga tamiko ny tànan’ i Jehovah tamin’ ny omaly harivan’ ny andro nahatongavan’ ilay nandositra izay tonga tao amiko, ka nosokafany ny vavako mandra-pahatongan’ ilay nandositra, izay tonga tao amiko nony maraina; dia efa nisokatra ny vavako, ka tsy moana intsony aho.
24Ry zanak’ olona, ny monina amin’ ireny rava amin’ ny tanin’ ny Isiraely ireny dia manao hoe: Ireny ihany Abrahama, nefa nandova ny tany izy, fa isika kosa dia maro, ary omena antsika ny tany ho lovantsika
Read all of Bokin'i Ezekiela 33
Cross References
Revelation 22:4ka hahita ny tavany, ary ny anarany dia ho eo amin’ ny handriny.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 33:23