The Bible Software
bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 35 › Bokin'i Ezekiela 35:14

Bokin'i Ezekiela 35:14

Izao no lazain’ i Jehovah Tompo: Rehefa mifaly ny tany rehetra, dia hofoanako kosa ianao,

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thus saith the Lord GOD; When the whole earth rejoiceth, I will make thee desolate.

In Context

13Ary nanao teny miavonavona namely Ahy ianareo sy nanamaro ny teninareo namely Aha; efa reko izany.

15Toy ny nifalianao ny amin’ ny lovan’ ny taranak’ Isirady, satria nofoanana ireny, dia toy izany kosa no hataoko aminao: Ho foana ianao, ry tendrombohitra Seïra sy Edoma rehetra; Ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah.

Read all of Bokin'i Ezekiela 35

Cross References

Isaiah 14:7Miadana ka mandry fahizay ny tany rehetra; Velominy ao ny hoby,

Jeremiah 51:48Ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy dia hihoby noho ny amin’ i Babylona, satria tonga ao aminy avy any avaratra ireo mpandringana, hoy Jehovah.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Ezekiela 35:14

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Ezekiela 35:13Bokin'i Ezekiela 35Bokin'i Ezekiela 35:15 →