bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 4 › Bokin'i Ezekiela 4:11
Bokin'i Ezekiela 4:11
Ary rano afàtra no hosotroinao, dia ampahenin’ ny hina; asio elanelany koa ny fisotronao azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou shalt drink also water by measure, the sixth part of an hin: from time to time shalt thou drink.
In Context
10Ary an-danjany no hihinananao ny haninao, dia roa-polo sekely isan’ andro; asio elanelany ny fihinanao azy.
12Ary hatao toy ny mofo vary hordea no ho fihinanao azy, ary diky no hataonao kitay hanendasanao azy eo imasony.
Read all of Bokin'i Ezekiela 4
Cross References
Ezekiel 4:16Ary hoy koa Izy tamiko: Ry zanak’ olona, indro, hotapahiko any Jerosalema ny mofo, tohan’ aina, ka an-danjany amin’ ny fanahiana no hihinanany mofo; ary rano afàtra no hosotroiny amin’ ny fahatahorana.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 4:11