Bokin'i Ezekiela 43:26
Hafitoana no hanaovany fanavotana ho an’ ny alitara sy hanadiovany azy ary hanokanany azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Seven days shall they purge the altar and purify it; and they shall consecrate themselves.
In Context
Read all of Bokin'i Ezekiela 43
Cross References
Exodus 29:24ary ataovy eo an-tànan’ i Arona sy eo an-tànan’ ny zanany izy rehetra, ka ahevahevao izy hofanatitra ahevaheva eo anatrehan’ i Jehovah.
Leviticus 8:33Ary tsy hiala eo anoloan’ ny varavaran’ ny trano-lay fihaonana hafitoana ianareo, dia mandra-pahatapitry ny andro fanokanana anareo; fa hafitoana no hanokanany anareo.