bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 46 › Bokin'i Ezekiela 46:22
Bokin'i Ezekiela 46:22
Teny amin’ ny zorony efatra amin’ ny kianja dia nisy kianja nofefena, efa-polo hazizo avy ny lavany, ary telo-polo avy ny sakany; mitovy ohatra ireo an-jorony efatra ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In the four corners of the court there were courts joined of forty cubits long and thirty broad: these four corners were of one measure.
In Context
21Dia nentiny nivoaka ho any amin’ ny kianja ivelany aho ka nampiteteziny ny zorony efatra amin’ ny kianja; ary, indro, ao amin’ ny isan-joron’ ny kianja dia nisy kianja hafa koa.
23Ary nisy rafitra teo anatiny manodidina azy, dia manodidina ireo efatra ireo, izay nisy fahandroana ambanin’ izany rafitra manodidina izany.
Read all of Bokin'i Ezekiela 46
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 46:22