bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 46 › Bokin'i Ezekiela 46:23
Bokin'i Ezekiela 46:23
Ary nisy rafitra teo anatiny manodidina azy, dia manodidina ireo efatra ireo, izay nisy fahandroana ambanin’ izany rafitra manodidina izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And there was a row of building round about in them, round about them four, and it was made with boiling places under the rows round about.
In Context
22Teny amin’ ny zorony efatra amin’ ny kianja dia nisy kianja nofefena, efa-polo hazizo avy ny lavany, ary telo-polo avy ny sakany; mitovy ohatra ireo an-jorony efatra ireo.
24Dia hoy izy tamiko: Ireto no tranon’ ny mpahandro, izay fahandroan’ ny mpanao fanompoam-pivavahana eto an-trano ny fanatitra halatsa-drà aterin’ ny olona.
Read all of Bokin'i Ezekiela 46
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 46:23