Bokin'i Ezekiela 47:11
Fa ny honahona sy ny heniheny dia tsy hositranina, fa havela ho sira.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'i Ezekiela 47
Cross References
Deuteronomy 29:23dia hiteny ny firenena rehetra hoe: Nahoana Jehovah no dia nanao toy izany tamin’ ity tany ity? Inona no hevitry ny firehetan’ izao fahatezerana lehibe izao?
Psalms 107:34Ny tany mahavokatra ho tanin-tsira, Noho ny faharatsian’ ny mponina eo.
Mark 9:48any ny kankany tsy maty, ary ny afo tsy vonoina.
Hebrews 10:26Fa raha minia manota isika rehefa nahazo ny fahalalana tsara ny marina, dia tsy misy fanatitra noho ny ota intsony,
Revelation 21:8Fa ny osa sy ny tsy mino sy ny vetaveta sy ny mpamono olona sy ny mpijangajanga sy ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy ary ny mpandainga rehetra dia hanana ny anjarany ao anatin’ ny farihy mirehitra afo sy solifara; izany no fahafatesana faharoa.