bible.software › Bokin'i Ezekiela › Bokin'i Ezekiela 47 › Bokin'i Ezekiela 47:15
Bokin'i Ezekiela 47:15
Ary izao no faritry ny tany: Ny lafiny avaratra dia hatramin’ ny Ranomasina Lehibe amin’ ny lalana mankany Hetlona ka hatrany akaikin’ i zedada,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And this shall be the border of the land toward the north side, from the great sea, the way of Hethlon, as men go to Zedad;
In Context
14Ary samy handova avokoa ianareo rehetra, satria efa nanangan-tanana hanome ity ho an’ ny razanareo Aho, ka dia ho azonareo ho lova ity tany ity.
16dia Hamata, Berota, Sibraima, izay eo anelanelan’ ny faritanin’ i Damaskosy sy ny fari-tanin’ i Hamata, Hazara afovoany, izay eo an-tsisin’ i Haorana.
Read all of Bokin'i Ezekiela 47
Cross References
Numbers 34:8ary hatramin’ ny tendrombohitra Hora dia aoka ny lalana mankany Hamata no hotandrifinareo, ary aoka ny fari-tany hahazo an’ i Zedada,
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezekiela 47:15