Bokin'i Ezekiela 48:25
Ary mifanolotra amin’ ny faritanin’ i Simeona, hatrany atsinanana ka hatrany andrefana, dia iray koa ho an’ Isakara.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And by the border of Simeon, from the east side unto the west side, Issachar a portion.
In Context
Read all of Bokin'i Ezekiela 48
Cross References
Genesis 30:14Ary nivoaka nitsangantsangana Robena tamin’ ny andro fijinjam-bary ka nahita dodaima naniry tany an-tsaha, dia nitondra azy ho any amin’ i Lea reniny. Ary hoy Rahely tamin’ i Lea: Veloma ianao, mba anomezo ahy kely ny dodaiman’ ny zanakao.