Bokin'i Ezekiela 48:26
Ary mifanolotra amin’ ny faritanin’ Isakara, hatrany atsinanana ka hatrany andrefana, dia iray koa ho an’ i Zebolona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And by the border of Issachar, from the east side unto the west side, Zebulun a portion.
In Context
Read all of Bokin'i Ezekiela 48
Cross References
Genesis 30:19Dia nanan’ anaka indray Lea ka niteraka zazalahy faheniny tamin’ i Jakoba.