bible.software › Bokin'i Ezra › Bokin'i Ezra 10 › Bokin'i Ezra 10:25
Bokin'i Ezra 10:25
Ary ny avy tamin’ ny Isiraely koa: ny avy tamin’ ny taranak’ i Parosy dia Ramia sy Jizia sy Malkia sy Miamina sy Eleazara sy Malkia ary Benaia;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Moreover of Israel: of the sons of Parosh; Ramiah, and Jeziah, and Malchiah, and Miamin, and Eleazar, and Malchijah, and Benaiah.
In Context
24ary ny avy tamin’ ny mpihira dia Eliasiba; ary ny avy tamin’ ny mpiandry varavarana dia Saloma sy Talema ary Ory.
26ary ny avy tamin’ ny taranak’ i Elema dia Matania sy Zakaria sy Jehiela sy Abdia sy Jeremota ary Elia;
Read all of Bokin'i Ezra 10
Cross References
Nehemiah 7:8Ny taranak’ i Parosy dia roa amby fito-polo amby zato sy roa arivo;
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Ezra 10:25