Bokin'i Ezra 10:26
ary ny avy tamin’ ny taranak’ i Elema dia Matania sy Zakaria sy Jehiela sy Abdia sy Jeremota ary Elia;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And of the sons of Elam; Mattaniah, Zechariah, and Jehiel, and Abdi, and Jeremoth, and Eliah.
In Context
Cross References
Ezra 2:31ny zanak’ ilay Elama anankiray dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;
Ezra 10:2Dia namaly Sekania, zanak’ i Jehiela, isan’ ny taranak’ i Elama, ka nanao tamin’ i Ezra hoe: Izahay efa nanao izay mahadiso amin’ Andriamanitsika, fa efa naka vehivavy hafa firenena avy tamin’ ny tompon-tany ho vadinay; nefa mbola misy fanantenana ihany ho an’ ny Isiraely ny amin’ izany zavatra izany.
Nehemiah 7:34ny zanak’ ilay Elama anankiray dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;