Bokin'i Ezra 8:12
Johanana, zanak’ i Hakatana, avy tamin’ ny taranak’ i Azgada, mbamin’ ny namany folo amby zato lahy;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And of the sons of Azgad; Johanan the son of Hakkatan, and with him an hundred and ten males.
In Context
11Zakaria, zanak’ i Bebay, avy tamin’ ny taranak’ i Bebay, mbamin’ ny namany valo amby roa-polo lahy,
Cross References
Nehemiah 7:17ny taranak’ Azgada dia roa amby roa-polo amby telon-jato amby roa arivo;