Epistily ho an'ny Galatiana 1:11
Fa ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny amin’ ny filazantsara izay notoriko, fa tsy araka ny fanaon’ ny olona izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But I certify you, brethren, that the gospel which was preached of me is not after man.
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Galatiana 1
Cross References
1 Corinthians 2:9Fa araka ny voasoratra hoe: Izay tsy mbola hitan’ ny maso ary tsy mbola ren’ ny sofina, na niditra tao am-pon’ ny olona, na inona na inona no efa namboarin’ Andriamanitra ho an’ izay tia Azy,
1 Corinthians 15:1Ary ampahafantariko anareo, ry rahalahy, ny filazantsara izay notoriko taminareo sy noraisinareo sady iorenanareo,
Ephesians 3:3fa fanambarana no nampahafantarana ahy ny zava-niafina, araka ny voasoratro tamin’ ny teny fohifohy teo.