Epistily ho an'ny Galatiana 1:20
Ary izay zavatra soratako aminareo, indro, eo anatrehan’ Andriamanitra fa tsy mandainga aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now the things which I write unto you, behold, before God, I lie not.
In Context
19Nefa ny Apostoly sasany dia tsy nisy hitako afa-tsy Jakoba, rahalahin’ ny Tompo.
21Rehefa afaka izany, dia tonga tany amin’ ny tany Syria sy Kilikia aho;
Read all of Epistily ho an'ny Galatiana 1
Cross References
2 Corinthians 11:10Raha ato anatiko koa ny fahamarinan’ i Kristy, dia tsy hisy hahafoana izany reharehako izany any amin’ ny tany Akaia.