Epistily ho an'ny Galatiana 1:22
ary tsy mbola fantatry ny fiangonana any Jodia, izay ao amin’ i Kristy, ny tarehiko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And was unknown by face unto the churches of Judaea which were in Christ:
In Context
21Rehefa afaka izany, dia tonga tany amin’ ny tany Syria sy Kilikia aho;
Read all of Epistily ho an'ny Galatiana 1
Cross References
Romans 16:7Veloma amin’ i Androniko sy Jonia, havako sy namako niara-nifatotra tamiko, izay malaza eo amin’ ny Apostoly sady tao amin’ i Kristy talohako.
Philippians 1:1Paoly sy Timoty, mpanompon’ i Kristy Jesosy, mamangy ny olona masìna rehetra ao amin’ i Kristy Jesosy mbamin’ ny mpitandrina sy ny diakona izay any Filipy;
1 Thessalonians 2:14Fa ianareo, ry rahalahy, dia efa tahaka ny fiangonan’ Andriamanitra any Jodia izay amin’ i Kristy Jesosy; fa ny nanjo anareo noho ny nataon’ ny iray firenena aminareo dia sahafa amin’ ny nanjo ireo koa noho ny nataon’ ny Jiosy taminy,