The Bible Software
bible.software › Epistily ho an'ny Galatiana › Epistily ho an'ny Galatiana 2 › Epistily ho an'ny Galatiana 2:10

Epistily ho an'ny Galatiana 2:10

Izao ihany no tiany, dia ny mba hahatsiarovanay ny malahelo, sady nahazoto ahy indrindra rahateo ny hanao izany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Only they would that we should remember the poor; the same which I also was forward to do.

In Context

9ary nony fantatr’ i Jakoba sy Kefasy ary Jaona, izay natao ho andry, ny fahasoavana nomena ahy, dia notolorany ny tanana ankavanan’ ny fihavanana izaho sy Barnabasy, mba hankany amin’ ny jentilisa izahay, fa izy kosa ho any amin’ ny voafora.

11Ary nony tonga tany Antiokia Kefasy, dia nanohitra azy nifanatrika aho, satria hita fa nanan-tsiny izy.

Read all of Epistily ho an'ny Galatiana 2

Cross References

Acts 11:29Ary ny mpianatra ninia hampitondra zavatra araka ny ananany hamonjy ny rahalahy izay nonina tany Jodia.

Romans 15:25Fa ankehitriny dia efa hankany Jerosalema aho hanompo ny olona masìna.

2 Corinthians 8:1Ary ampahafantarinay anareo, ry rahalahy, ny fahasoavan’ Andriamanitra izay nomena tao amin’ ny fiangonana any Makedonia;

James 2:15Raha misy rahalahy na anabavy tsy manan-kitafy sady tsy manan-kohanina isan’ andro,

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Epistily ho an'ny Galatiana 2:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Epistily ho an'ny Galatiana 2:9Epistily ho an'ny Galatiana 2Epistily ho an'ny Galatiana 2:11 →