Epistily ho an'ny Galatiana 2:17
Fa raha mitady hohamarinina ao amin’ i Kristy isika, nefa ny tenantsika no hita fa mpanota, moa mpanompo ny ota va Kristy? Sanatria izany!
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
18Fa raha ny zavatra efa noravako no atsangako indray, dia mampiseho ny tenako fa diso aho.
Read all of Epistily ho an'ny Galatiana 2
Cross References
Romans 3:4Sanatria izany! Aoka Andriamanitra no ho marina, fa ny olona rehetra kosa ho mpandainga; araka ny voasoratra hoe: Mba hohamarinina amin’ ny teninao Hianao, Ary hahery, rehefa manana ady.
Romans 6:1Inona ary no holazaintsika? Mbola hitoetra amin’ ny ota ihany va isika hitomboan’ ny fahasoavana?
Romans 11:7Ahoana ary? Izay notadiavin’ ny Isiraely dia tsy azony, fa ny voafidy ihany no nahazo izany, fa nohamafìna ny fon’ ny sisa;
2 Corinthians 3:7Fa raha ny fanompoana nitondra fahafatesana aza, izay voasoratra teo amin’ ny vato, no nisy voninahitra, ka ny Zanak’ Isiraely tsy nahabanjina ny tavan’ i Mosesy noho ny voninahitry ny tavany izay nihalevona,
Galatians 2:15Taranaky ny Jiosy isika, fa tsy mba mpanota avy amin’ ny jentilisa,
Hebrews 7:24fa Izy kosa dia manana fisoronana tsy dimbiasana, satria maharitra mandrakizay Izy;