Epistily ho an'ny Galatiana 2:18
Fa raha ny zavatra efa noravako no atsangako indray, dia mampiseho ny tenako fa diso aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For if I build again the things which I destroyed, I make myself a transgressor.
In Context
Read all of Epistily ho an'ny Galatiana 2
Cross References
Romans 14:15Fa raha mampalahelo ny rahalahinao ny fihinanao, dia tsy mba manaraka ny fitiavana intsony ianao. Aza ny fihinanao no animbanao azy, fa efa maty Kristy hamonjy azy.
Galatians 2:4dia noho ny rahalahy sandoka nampidirina misokosoko, izay niditra mangingina hisafo ny fahafahantsika, izay ananantsika ao amin’ i Kristy Jesosy, mba hanandevozany antsika;
Galatians 2:21Tsy mahafoana ny fahasoavan’ Andriamanitra aho; fa raha avy amin’ ny lalàna ny fahamarinana, dia maty foana Kristy.
Galatians 5:11Fa izaho, ry rahalahy, raha mbola mitory ny famorana ihany, nahoana aho no mbola enjehina? Dia afaka tokoa ny fahatafintohinana noho ny hazo fijaliana.