Epistily ho an'ny Galatiana 2:19
Fa raha izaho, dia tamin’ ny lalàna no nahafatesako ny amin’ ny lalàna, mba ho velona ho an’ Andriamanitra aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For I through the law am dead to the law, that I might live unto God.
In Context
18Fa raha ny zavatra efa noravako no atsangako indray, dia mampiseho ny tenako fa diso aho.
Read all of Epistily ho an'ny Galatiana 2
Cross References
Romans 4:15fa ny lalàna mahatonga fahatezerana; fa raha tsy misy lalàna, dia tsy misy fandikan-dalàna.
Romans 6:2Sanatria izany! Hataontsika izay efa maty ny amin’ ny ota ahoana no ho velona aminy ihany?
Romans 6:14Fa ny ota tsy hanan-kery aminareo; fa tsy mba ambanin’ ny lalàna ianareo, fa ambanin’ ny fahasoavana.
Romans 7:6Fa ankehitriny dia efa afaka tamin’ ny lalàna isika, satria maty ny amin’ izay nihazonana antsika, ka dia manompo amin’ ny havaozam-panahy isika, fa tsy amin’ ny hahelan-tsoratra.
Romans 7:22Fa mankasitraka ny lalàn’ Andriamanitra aho araka ny toetra anaty;
Romans 10:4Fa Kristy no faran’ ny lalàna ho fahamarinana ho an’ izay rehetra mino.