Epistily ho an'ny Galatiana 3:24
Koa ny lalàna dia mpitaiza antsika ho amin’ i Kristy, mba hohamarinina noho ny finoana isika.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Wherefore the law was our schoolmaster to bring us unto Christ, that we might be justified by faith.
In Context
25Fa rehefa tonga ny finoana, dia tsy fehezin’ izay mpitaiza intsony isika.
Read all of Epistily ho an'ny Galatiana 3
Cross References
Acts 13:38Ary aoka ho fantatrareo, ry rahalahy, fa izany Lehilahy izany no itoriana famelan-keloka aminareo;
Romans 7:7Inona ary no holazaintsika? Ota va ny lalàna? Sanatria izany! Kanefa tsy nahalala ny ota aho, raha tsy tamin’ ny lalàna, satria tsy fantatro akory ny fitsiriritana, raha tsy ny lalàna no nanao hoe: Aza mitsiriritra.
Romans 10:4Fa Kristy no faran’ ny lalàna ho fahamarinana ho an’ izay rehetra mino.
Galatians 2:16nefa nony fantatsika fa tsy hamarinina amin’ ny asan’ ny lalàna ny olona, fa amin’ ny finoana an’ i Jesosy Kristy, dia nino an’ i Kristy Jesosy koa isika mba hohamarinina amin’ ny finoana an’ i Kristy, fa tsy amin’ ny asan’ ny lalàna, satria tsy misy nofo hohamarinina amin’ ny asan’ ny lalàna.
Galatians 3:25Fa rehefa tonga ny finoana, dia tsy fehezin’ izay mpitaiza intsony isika.
Colossians 2:17aloky ny zavatra ho avy ireny, fa ny tenany dia an’ i Kristy.