Epistily ho an'ny Galatiana 3:25
Fa rehefa tonga ny finoana, dia tsy fehezin’ izay mpitaiza intsony isika.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But after that faith is come, we are no longer under a schoolmaster.
In Context
24Koa ny lalàna dia mpitaiza antsika ho amin’ i Kristy, mba hohamarinina noho ny finoana isika.
26Fa ianareo rehetra dia zanak’ Andriamanitra amin’ ny finoana an’ i Kristy Jesosy.
Read all of Epistily ho an'ny Galatiana 3
Cross References
Romans 6:14Fa ny ota tsy hanan-kery aminareo; fa tsy mba ambanin’ ny lalàna ianareo, fa ambanin’ ny fahasoavana.
Galatians 4:1Ary hoy izaho: Raha mbola zaza ny mpandova, dia tsy hafa noho ny andevo izy, na dia tompon’ ny zavatra rehetra aza;
Hebrews 8:3Fa ny mpisoronabe rehetra dia tendrena hanatitra fanomezana sy fanatitra; ary amin’ izany dia tsy maintsy mba manan-katerina koa Izy.