The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 2 › Bokin'ny Genesisy 2:11

Bokin'ny Genesisy 2:11

Ny anaran’ ny voalohany dia Pisona; io no mandeha manodidina ny tany Havila rehetra, izay misy ny volamena;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

The name of the first is Pison: that is it which compasseth the whole land of Havilah, where there is gold;

In Context

10Ary nisy ony nivoaka avy tao Edena handena ny saha; hatreo izy dia nizara ka nisampana efatra:

12ary tsara ny volamena amin’ izany tany izany; any ny bedola sy ny vato beryla.

Read all of Bokin'ny Genesisy 2

Cross References

Genesis 10:29sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin’ i Joktana.

1 Samuel 15:7Ary Saoly namely ny Amalekita hatrany Havila amin’ ny lalana mankany Sora izay tandrifin’ i Egypta.

Job 28:1Fa misy tany fihadiana volafotsy, ary misy tany fahazoana volamena, izay diovina.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 2:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 2:10Bokin'ny Genesisy 2Bokin'ny Genesisy 2:12 →