Bokin'ny Genesisy 2:12
ary tsara ny volamena amin’ izany tany izany; any ny bedola sy ny vato beryla.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the gold of that land is good: there is bdellium and the onyx stone.
In Context
13Ary ny anaran’ ny ony faha dia Gihona; io no mandeha manodidina ny tany Kosy rehetra.
Read all of Bokin'ny Genesisy 2
Cross References
Exodus 28:20ary ny an-dalana fahefatra dia krysolita sy beryla ary jaspy; ary asio randram-bolamena ny fitoerany avy.
Numbers 11:7Ary ny mana dia toy ny voan-drafy, ary ny tarehiny dia tahaka ny tarehin’ ny bedola.
Ezekiel 28:13Tany Edena, sahan’ Andriamanitra, ianao; Ny vato soa rehetra ny eloelo teo amboninao, dia ny karneola, ny topaza, ny onyksa, ny krysolita, ny beryla, ny jaspy, ny safira, ny robina, ny emeralda ary ny volamena; Ny fampanenoana ny ampongatapakao sy ny sodinao dia tao aminao, tamin’ ny andro namoronana anao dia natao koa ireo.