Bokin'ny Genesisy 2:13
Ary ny anaran’ ny ony faha dia Gihona; io no mandeha manodidina ny tany Kosy rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
12ary tsara ny volamena amin’ izany tany izany; any ny bedola sy ny vato beryla.
Read all of Bokin'ny Genesisy 2
Cross References
Genesis 10:8Ary Kosy niteraka an’ i Nimroda; izy no voalohany izay tonga olona mahery tambonin’ ny tany.