The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Genesisy › Bokin'ny Genesisy 21 › Bokin'ny Genesisy 21:18

Bokin'ny Genesisy 21:18

Mitsangana, areno ny zaza, ka tantano; fa hataoko firenena lehibe izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Arise, lift up the lad, and hold him in thine hand; for I will make him a great nation.

In Context

17Ary ren’ Andriamanitra ny feon’ ny zaza, dia niantso an’ i Hagara Ilay Anjelin’ Andriamanitra tany an-danitra ka nanao taminy hoe: Inona izato manjo anao, ry Hagara? Aza matahotra, fa efa ren’ Andriamanitra ny feon’ ny zaza eo amin’ ny itoerany.

19Dia nampahiratin’ Andriamanitra ny mason’ i Hagara, ka nahita lavaka fantsakana izy; ary lasa izy, dia nameno rano ny siny hoditra ka nampisotro rano ny zaza.

Read all of Bokin'ny Genesisy 21

Cross References

Genesis 16:10Ary hoy koa Ilay Anjelin’ i Jehovah taminy: Hataoko maro indrindra ny taranakao, ka tsy ho azo isaina izy noho ny hamaroany.

Genesis 21:13Nefa ny zanaky ny andevovavy kosa dia hataoko ho firenena, satria terakao ihany izy.

1 Chronicles 1:29Izao no taranany: Nebaiota, lahimatoan’ Isimaela, dia Kedara sy Abdela sy Mibsama

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Genesisy 21:18

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Genesisy 21:17Bokin'ny Genesisy 21Bokin'ny Genesisy 21:19 →