Genesis 21:28
Ary Abrahama nanokana ondrivavikely fito navahana tamin’ ny ondry.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Abraham set seven ewe lambs of the flock by themselves.
In Context
29Ary hoy Abimeleka tamin’ i Abrahama: Hatao inona ireo ondrivavy kely fito natokanao ireo?