Genesis 21:29
Ary hoy Abimeleka tamin’ i Abrahama: Hatao inona ireo ondrivavy kely fito natokanao ireo?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Abimelech said unto Abraham, What mean these seven ewe lambs which thou hast set by themselves?
In Context
28Ary Abrahama nanokana ondrivavikely fito navahana tamin’ ny ondry.
Cross References
Exodus 12:26Ary raha hanontany anareo ny zanakareo hoe: Inona no anton’ izao fanompoana ataonareo izao?