Bokin'ny Genesisy 29:21
Ary hoy Jakoba tamin’ i Labana: Aiza ny vadiko, mba hanambadiako azy? fa efa tapitra ny fetr’ androko.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jacob said unto Laban, Give me my wife, for my days are fulfilled, that I may go in unto her.
In Context
22Ary nampamory ny tompon-tany rehetra Labana ka nanao fanasana.
Read all of Bokin'ny Genesisy 29
Cross References
Genesis 29:18Ary Jakoba tia an-dRahely ka nanao hoe: Hanompo anao fito taona aho hahazoako an-dRahely, zanakao faravavy.
Genesis 31:41Izao roa-polo taona izao no nitoerako tany an-tranonao, ka efatra ambin’ ny folo taona no nanompoako anao hahazoako azy mirahavavy zanakao, ary enin-taona kosa hahazoako ny ondry aman’ osinao, ary efa nanova ny karamako im-polo ianao.
Judges 15:1Ary nony afaka kelikely, tamin’ ny taom-pijinjana ny vary tritika, dia nitondra zanak’ osy Samsona ho entiny mamangy ny vadiny, ka hoy izy: Hiditra ao amin’ ny vadiko ao an-efi-trano aho. Nefa tsy namela azy hiditra ny rafozany,