Bokin'ny Genesisy 31:2
Ary hitan’ i Jakoba ny tarehin’ i Labana, fa indro tsy mba miramirana taminy tahaka ny taloha izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jacob beheld the countenance of Laban, and, behold, it was not toward him as before.
In Context
Read all of Bokin'ny Genesisy 31
Cross References
Genesis 30:27Ary hoy Labana taminy: Masìna ianao, raha nahita fitia eo imasonao aho, mitoera eto amiko, efa namantatra aho, ka fantatro fa avy taminao no nitahian’ i Jehovah ahy.
Deuteronomy 19:4Ary ny mahafaty olona izay hovelomina, raha mandositra ao, dia ny mahafaty ny namany tsy nahy ka tsy nankahala azy teo aloha
1 Samuel 18:9Ary Saoly hatramin’ izany andro izany dia nangarika an’ i Davida.
Daniel 3:19Dia feno fahatezerana Nebokadnezara, ka niova ny tarehiny tamin’ i Sadraka sy Mesaka ary Abednego, dia nasainy nafanaina ho impito mihoatra noho ny famana azy ny lafaoro.